|
|
|
|

Entrée1  mahery an-joro
Mots élémentaires  2  mahery, 3  zoro
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa
Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12